مَلَكَنِي هَوَاكُمْ عَذَّبَنِي
Nambabo ahy ny fitiavanareo, nampijaly ahy.
Mg
الـلَّـهْ الـلَّـهْ الـلَّـهْ الـلَّـهْ يَـا مَـوْلَانَـا
لَا بُـدَّ مِـن فَـنَـاء الْـمُـلْـكُ يَـبْـقَـى لِـلَّـه
Allah, Allah, Allah, Allah, ry Tomponay!
Tsy maintsy ho levona ny zava-drehetra, ho an’Andriamanitra ny Fanjakana
مَـلَـكَـنِـي هَـوَاكُـمْ عَـذَّبَـنِـي
وَزَادَنِـي شَـوْقًا وَ قَـلَـقَا
Nambabo ahy ny fitiavana Anao ka nampijaly ahy
Sady nampitombo ny haniko sy ny tebitebin’ny foko
الـلَّـهْ الـلَّـهْ الـلَّـهْ الـلَّـهْ يَـا مَـوْلَانَـا
لَا بُـدَّ مِـن فَـنَـاء الْـمُـلْـكُ يَـبْـقَـى لِـلَّـه
Allah, Allah, Allah, Allah, ry Tomponay!
Tsy maintsy ho levona ny zava-drehetra, ho an’Andriamanitra ny Fanjakana
الْـنَّـوَى وَالْـبَـيْـنُ أَقْـلَـقَـنِـي
وَغَـشِـيَ الْـقَـلْـبُ وَ إِحْـتَـرَقَ
Nampisavoritaka ny fanahiko ny halavirana sy ny fisarahana
Ary voasaron-javona sady may ny foko
الـلَّـهْ الـلَّـهْ الـلَّـهْ الـلَّـهْ يَـا مَـوْلَانَـا
لَا بُـدَّ مِـن فَـنَـاء الْـمُـلْـكُ يَـبْـقَـى لِـلَّـه
Allah, Allah, Allah, Allah, ry Tomponay!
Tsy maintsy ho levona ny zava-drehetra, ho an’Andriamanitra ny Fanjakana
بِـثَـوْبِ رِضَـاكُـمْ كَـفِّـنُـونِـي
بِـبَـابِ حِمَاكُمْ أَلْـحِـدُونِـي
Amin’ny fitafian’ny fankasitrahanao, ampanitsoy aho
Ary eo am-baravaran’ny fonenanao, aleveno aho
الـلَّـهْ الـلَّـهْ الـلَّـهْ الـلَّـهْ يَـا مَـوْلَانَـا
لَا بُـدَّ مِـن فَـنَـاء الْـمُـلْـكُ يَـبْـقَـى لِـلَّـه
Allah, Allah, Allah, Allah, ry Tomponay!
Tsy maintsy ho levona ny zava-drehetra, ho an’Andriamanitra ny Fanjakana
وَاكْـتُـبُـوا عَـلَى قَـبْـرِي وَرَقَـةْ
هَـذَا مُـحِـبٌّ قَـدِ احْـتَـرَقْ
Ary manorata soratra kely eo am-pasako
"Ity dia olon-tiana izay may tamin’ny faniriana"