مَا لِلنِّيَاقِ إِذَا حَدَا جَمَّالُهَا
Inona no mahazo ireo rameva vavy rehefa mihira ny mpitondra azy?
Mg
Mg
مَا لِلنِّيَاقِ إِذَا حَدَا جَمَّالُهَا
تَدَعُ الْعَنَاءَ وَلَا تَمَلُّ مَلَالَهَا
Akory ireto rameva vavy rehefa miventy ny mpitondra azy?
Mahafoy ny harerahany izy ireo ka tsy leon’ny lalana
وَتَرَىٰ لَهَا فِي السَّيْرِ جِدًّا وَاضِحًا
شَوْقًا تَمُدُّ يَمِينَهَا وَشِمَالَهَا
Hitanao amin’ny diany ny fahavononana miharihary,
noho ny hanina dia maninjitra ny havanany sy ny haviany izy ireo
وَتَبَاشَرَتْ لَمَّا أَتَتْ بَدْرًا رَأَتْ
نُورَ النَّبِيِّ الْهَاشِمِيِّ بَدَا لَهَا
Niravoravo izy ireo rehefa tonga tao Badr ka nahita,
fa niseho taminy ny hazavan’ilay Mpaminany Hasimita
غَنِّ لَهَا يَا سَعْدُ بِاسْمِ مُحَمَّدٍ
فَلَعَلَّهَا تُصْغِي لِمَنْ غَنَّىٰ لَهَا
Mihira ho azy ireo ry Sa’d amin’ny anaran’i Muhammad,
fa angamba izy ireo hihaino izay miventy ho azy