رَبِّي خَلَقْ طَه مِنْ نُورْ
Namoron'ny Tompoko tamin'ny hazavana i Taha
Mg
رَبِّي خَلَقْ طَه مِنْ نُورْ فِيهْ اِحْتِرَامْ
نَادَاهُ أَقْبِلْ يَامُخْتَارْ أَنْتَ اْلأَمِينْ
Ny Tompoko namorona an’i Taha tamin’ny hazavana feno fanajana
Niantso azy Izy: Avia ry Voafidy, ianao no ilay Mendri-pitokisana
لَمَّاارْتَقَى الْبَيْتَ الْمَعْمُورْ صَلّى إِمَامْ
وَقَدْ دَنَا مِنْ رَبِّهِ الْبَاهِي الْجَلِيلْ
Rehefa niakatra tao amin’ny Al-Bayt Al-Ma'mur izy dia nitarika ny vavaka
Ary nanakaiky ny Tompony, ilay Be Voninahitra sy Mamirapiratra
إِنْ رُمْتَ أَنْ تَحْظى بِالْحُورْ يَوْمَ الْزِّحَامْ
صَلِّى عَلَى بَاهِي اْلأَنْوَارْ عَيْنِ الْيَقِينْ
Raha maniry ny hahazo ny virjinin'ny Paradisa ianao amin’ny Andron’ny fivoriana
Manomeza tso-drano ho an’ilay Loharanon’ny Hazavana, ilay Masom-pahamarinana