يَاعُمْدَتِي ياعُدَّتِي
Ry andriko, ry tokiko.
Mg
يَاعُمْدَتِي ياعُدَّتِي
يامُنْقِذِي مِنْ شِدَّتِي
Ry andry iankinako sy vatsiko
Ry mpamonjy ahy amin'ny fahoriako
وَجَّهْتُ لَكَ وِجْهَتِي
عَجِّلْ بِغَوْثِي ياعَظِيمْ
Any Aminao no itodihako
Faingàny ny famonjena ahy, ry Ilay Be Voninahitra
وَسَخِّرِ الْأَسْبَابَا
وَذَلِّلِ الْصِّعَابَا
Alamino ho ahy ny fomba rehetra
Ary ampiandraso ny zava-tsarotra
وَافْتَحْ لَنَا الْأَبْوَابَا
بِالْنَّصْرِ مِنْكَ ياكَرِيمْ
Vohay ho anay ny varavarana
Amin'ny fandresena avy Aminao, ry Malala-tanana
وَرُدَّ كَيْدَ الْكَائِدِ
وَكُلَّ طَاغٍ مَارِدِ
Deleo ny teti-dratsin'ny mpanisy ratsy
Sy ny mpampijaly miodina rehetra
وَحَاسِدٍ مُعَانِدِ
بِحَقِّ سِرْ (طسٓمٓ ۝ )
Ary ny mpialona mafy loha
Noho ny tsiambaratelon'ny "Ta-Sin-Mim"