رَبِّي لَهُ الْأَسْمَاءُ الْحُسْنَى
Ny Tompoko dia manana ireo Anarana Tsara Indrindra
Mg
رَبِّي لَهُ الْأَسْمَاءُ الْحُسْنَى
تُسَبِّحْ لَهُ الْأكْوَانْ
Ny Tompoko, Azy ny Anarana farany izay tsara
Ny zava-boahary rehetra dia mankalaza Azy
إِلَيْهِ يَرْجِعُ كُلُّ أَمْرٍ
كُلُّ زَمَانٍ وَكُلَّ مَكَانْ
Aminy no iveren’ny raharaha rehetra
Amin’ny fotoana rehetra sy ny toerana rehetra
إِذَا دَعَوْتْ فَادْعُ الْإِلَهْ
وَإِنِ اسْتَجَرْتَ فَلُذْ بِاللَّهْ
Raha miantso ianao, dia antsoy ny Andriamanitra
Ary raha mitady fialofana, dia mialofa amin’i Allah
مَا لَنَا مَوْلًى سِوَاهْ
عَفُوٌّ كَرِيمٌ وَرَحْمَانْ
Tsy manana mpiaro afa-tsy Izy isika
Mpamela heloka, Malala-tanana, ary be Famindram-po
رَبِّي لَهُ الْأَسْمَاءُ الْحُسْنَى
تُسَبِّحْ لَهُ الْأكْوَانْ
Ny Tompoko, Azy ny Anarana farany izay tsara
Ny zava-boahary rehetra dia mankalaza Azy
إِلَيْهِ يَرْجِعُ كُلُّ أَمْرٍ
كُلُّ زَمَانٍ وَكُلَّ مَكَانْ
Aminy no iveren’ny raharaha rehetra
Amin’ny fotoana rehetra sy ny toerana rehetra
اتَّقِ اللَّهْ وَلَهُ اِصْبِرْ
فَالْصَّبْرُ فِي الْعُقْبَى حَمِيدْ
Matahora an’i Allah ary mahareta ho Azy
Fa ny faharetana dia mitondra fiafarana mendri-piderana
وَتَزَوَّدْ عِلْمًا وَبَيَانًا
مِنَ الْسُّنَّةِ وَالْقُرْآنْ
Ary mitadiava vatsy amin’ny fahalalana sy fanazavana
Avy amin’ny Sunnah sy ny CORAN