بُورِكْتِ يَا أُمَّ الْحَسَنَيْن
Tahiana ianao, ry Renin’i Hasan sy Hussain
Mg
بُورِكْتِ يَا أُمَّ الْحَسَنَيْن
يَا فَاطِمَةْ الْزَّهْرَاءْ
Hotahina ianao, ry renin’i Hasan sy Hussain
Ry Fatima al-Zahra
يَا آمِنَةْ يَا أُمَّ الزَّيْنْ
يَا حَامِلَةْ الْبُشْرَى
Ry Amina, ry renin’ilay kanto
Ry mpitondra ny vaovao mahafaly
وَالسِّتِّ زَيْنَبْ نُورِ الْعَيْنْ
وَخَدِيجَةَ الْكُبْرَى
Ary Ramatoa Zaynab, fahazavan’ny maso
Sy Khadija Ilay Lehibe
صَلُّوا عَلَى عَبْدِ اللهْ
مَنْ قَدْ أَتَى بِكِتَابِ اللهْ
Manolora tso-drano ho an’ny mpanompon’i Allah
Ilay tonga nitondra ny Bokin’i Allah
وَمَنْ بِهِ قَدْ أَسْرَى اللهْ
سُبْحَانَ مَنْ أَسْرَى
Ary ilay nentin’i Allah nandeha tamin’ny alina
Voninahitra ho an’Ilay nitondra azy tamin’ny alina
صَلُّوا عَلَى صَحْبِ الْمُخْتَارْ
رَسُولِنَا الْأَعْظَمْ
Manolora tso-drano ho an’ireo mpanaradia an’Ilay Voafidy
Ny Irantsika fara-tampony
حَيُّوا عَليٍ خَيْرَ الْأَبْرَارْ
إِمَامَنَا الْأَكْرَمْ
Miarahaba an’i Ali, ilay tsara indrindra amin’ny olo-marina
Ny Imantsika mendrika indrindra
وَعَلَى الْحُسَيْنْ نُورِ الْأَنْوَارْ
يَا سَعْدَ مَنْ سَلَّمْ
Ary ho an’i Hussain, fahazavan’ny fahazavana
Sambatra tokoa izay manome azy fiarahabana amim-piadanana
يَا أَهْلَ بَيْتِ الْمُصْطَفَى
عَلَيْكُمْ اَلْسَّلَامْ
Ry fianakavian’Ilay Voafidy
Ho aminareo anie ny fiadanana
أَهْلَ الْأَمَانَةْ وَالْوَفَا
وَالْخَيْرِ وَالْإِكْرَامْ
Ry olon’ny fitokisana sy ny fahatokiana
Ary ny fahatsarana sy ny fahalalahan-tanana