مُوَدَّعْ مُوَدَّعْ يَا رَمَضَانْ
Veloma, Veloma, ry Ramadany
Mg
مُوَدَّعْ مُوَدَّعْ يَا رَمَضَانْ
وَ نَسْتَودِعُ اللهَ شَهْرَ الصِّيام
Veloma, veloma ry Ramadany
Miverena aminay mitondra famelan-keloka
حُوَيْدِي أَعِدْ لِي (يَا رَمَضَانْ)
حَدِيثَ الْحَبَائِبْ (يَا رَمَضَانْ)
Ry mpihira, avereno amiko (ry Ramadany)
Ny tantaran’ireo malala (ry Ramadany)
مُوَدَّعْ مُوَدَّعْ يَا رَمَضَانْ
وَ نَسْتَودِعُ اللهَ شَهْرَ الصِّيام
Veloma, veloma ry Ramadany
Miverena aminay mitondra famelan-keloka
وَمَا حَالَ مِنْهُمْ (يَا رَمَضَانْ)
عَنِ الْعَيْنِ غَائِبْ (يَا رَمَضَانْ)
Ary ireo izay efa niala (ry Ramadany)
Tsy hitan’ny maso intsony (ry Ramadany)
مُوَدَّعْ مُوَدَّعْ يَا رَمَضَانْ
وَ نَسْتَودِعُ اللهَ شَهْرَ الصِّيام
Veloma, veloma ry Ramadany
Miverena aminay mitondra famelan-keloka
جَمِيلُ الْمُحَيَّا (يَا رَمَضَانْ)
جَعِيد أَمْ ذَوَائِبْ (يَا رَمَضَانْ)
Ilay tsara endrika (ry Ramadany)
Na olioly na mirandrana (ry Ramadany)
مُوَدَّعْ مُوَدَّعْ يَا رَمَضَانْ
وَ نَسْتَودِعُ اللهَ شَهْرَ الصِّيام
Veloma, veloma ry Ramadany
Miverena aminay mitondra famelan-keloka
رَعَا الله لَيَالِي (يَا رَمَضَانْ)
حُظِينَا بِوَصْلِه (يَا رَمَضَانْ)
Tahian’Andriamanitra ireo alina (ry Ramadany)
Mba hahazoanay firaisana aminy (ry Ramadany)
مُوَدَّعْ مُوَدَّعْ يَا رَمَضَانْ
وَ نَسْتَودِعُ اللهَ شَهْرَ الصِّيام
Veloma, veloma ry Ramadany
Miverena aminay mitondra famelan-keloka
وَطَابَ اتِّصَالِي (يَا رَمَضَانْ)
بِعَلِّهْ وَنَهْلِهْ (يَا رَمَضَانْ)
Ary nanjary tsara ny fifandraisako (ry Ramadany)
Tamin’ny fisotroana ny zava-pisotrony (ry Ramadany)
مُوَدَّعْ مُوَدَّعْ يَا رَمَضَانْ
وَ نَسْتَودِعُ اللهَ شَهْرَ الصِّيام
Veloma, veloma ry Ramadany
Miverena aminay mitondra famelan-keloka
فَيَا ذَا الْجَلَالِ (يَا رَمَضَانْ)
لُفْ شَمْلِي بِشَمْلِه (يَا رَمَضَانْ)
Ry Tompon’ny Voninahitra (ry Ramadany)
Ampitambaro amin’ny azy ny anjarako (ry Ramadany)
مُوَدَّعْ مُوَدَّعْ يَا رَمَضَانْ
وَ نَسْتَودِعُ اللهَ شَهْرَ الصِّيام
Veloma, veloma ry Ramadany
Miverena aminay mitondra famelan-keloka
فَقَلْبِي مِنَ الْبُعْدِ (يَا رَمَضَانْ)
وَالْهَجْرِ ذَائِبْ (يَا رَمَضَانْ)
Fa ny foko noho ny halavirana (ry Ramadany)
Sy ny fisarahana dia miempo (ry Ramadany)
مُوَدَّعْ مُوَدَّعْ يَا رَمَضَانْ
وَ نَسْتَودِعُ اللهَ شَهْرَ الصِّيام
Veloma, veloma ry Ramadany
Miverena aminay mitondra famelan-keloka
أَنَا سَأَتِرُك الْهَمْ (يَا رَمَضَانْ)
وَوَاصِلْ سُرُورِي (يَا رَمَضَانْ)
Hilaozako ny alahelo rehetra (ry Ramadany)
Ary hitohy hatrany ny hafaliako (ry Ramadany)
مُوَدَّعْ مُوَدَّعْ يَا رَمَضَانْ
وَ نَسْتَودِعُ اللهَ شَهْرَ الصِّيام
Veloma, veloma ry Ramadany
Miverena aminay mitondra famelan-keloka
وَلِي رَبِّ يَعْلَمْ (يَا رَمَضَانْ)
بِخَافِي أُمُورِي (يَا رَمَضَانْ)
Manana Tompo mahafantatra aho (ry Ramadany)
Ny halalin’ireo zava-miafina momba ahy (ry Ramadany)
مُوَدَّعْ مُوَدَّعْ يَا رَمَضَانْ
وَ نَسْتَودِعُ اللهَ شَهْرَ الصِّيام
Veloma, veloma ry Ramadany
Miverena aminay mitondra famelan-keloka
أَرَى اللَّوْمَ عِنْدِي (يَا رَمَضَانْ)
خَطَا غَيْرَ صَائِبْ (يَا رَمَضَانْ)
Hitako fa ny fanakianana (ry Ramadany)
Dia fahadisoana fa tsy fahamarinana (ry Ramadany)
مُوَدَّعْ مُوَدَّعْ يَا رَمَضَانْ
وَ نَسْتَودِعُ اللهَ شَهْرَ الصِّيام
Veloma, veloma ry Ramadany
Miverena aminay mitondra famelan-keloka
أَنَا مُسْتَجِير بِالْ (يَا رَمَضَانْ)
جَمَالِ الْمُكَمَّلْ (يَا رَمَضَانْ)
Mitady fiarovana aho amin’ny (ry Ramadany)
Hatsaran-tarehy tonga lafatra (ry Ramadany)
مُوَدَّعْ مُوَدَّعْ يَا رَمَضَانْ
وَ نَسْتَودِعُ اللهَ شَهْرَ الصِّيام
Veloma, veloma ry Ramadany
Miverena aminay mitondra famelan-keloka
وَمَنْ فِي النَّبِيِّينَ (يَا رَمَضَانْ)
أَفْضَلْ وَأَكْمَلْ (يَا رَمَضَانْ)
Ary amin’ireo Mpaminany (ry Ramadany)
No tsara indrindra sy feno indrindra (ry Ramadany)
مُوَدَّعْ مُوَدَّعْ يَا رَمَضَانْ
وَ نَسْتَودِعُ اللهَ شَهْرَ الصِّيام
Veloma, veloma ry Ramadany
Miverena aminay mitondra famelan-keloka
أَبُو الْقَاسِمْ أَحْمَد (يَا رَمَضَانْ)
لَنَا خَيْرَ مُرْسَلْ (يَا رَمَضَانْ)
Abu al-Qasim, Ahmad (ry Ramadany)
No Iraka tsara indrindra ho antsika (ry Ramadany)
مُوَدَّعْ مُوَدَّعْ يَا رَمَضَانْ
وَ نَسْتَودِعُ اللهَ شَهْرَ الصِّيام
Veloma, veloma ry Ramadany
Miverena aminay mitondra famelan-keloka
بِهِ تَنْقَضِي لِي (يَا رَمَضَانْ)
جَمِيعُ الْمَطَالِبْ (يَا رَمَضَانْ)
Amin’ny alalany no tanteraka amiko (ry Ramadany)
Ny faniriana sy ny fangatahako rehetra (ry Ramadany)
مُوَدَّعْ مُوَدَّعْ يَا رَمَضَانْ
وَ نَسْتَودِعُ اللهَ شَهْرَ الصِّيام
Veloma, veloma ry Ramadany
Miverena aminay mitondra famelan-keloka
وَمَنْ كَانَ جَدُّهْ (يَا رَمَضَانْ)
مُحَمَّدْ تَبَجَّحْ (يَا رَمَضَانْ)
Ary na iza na iza afaka mirehareha (ry Ramadany)
Noho i Muhammad ho razambeny (ry Ramadany)
مُوَدَّعْ مُوَدَّعْ يَا رَمَضَانْ
وَ نَسْتَودِعُ اللهَ شَهْرَ الصِّيام
Veloma, veloma ry Ramadany
Miverena aminay mitondra famelan-keloka
فَفِي كُلِّ وَزْنَةْ (يَا رَمَضَانْ)
فَوَزْنَتُهْ أَرْجَحْ (يَا رَمَضَانْ)
Amin’ny lanjany rehetra (ry Ramadany)
Dia ho mavesatra kokoa ny lanjany (ry Ramadany)
مُوَدَّعْ مُوَدَّعْ يَا رَمَضَانْ
وَ نَسْتَودِعُ اللهَ شَهْرَ الصِّيام
Veloma, veloma ry Ramadany
Miverena aminay mitondra famelan-keloka
بِبَرْكَتِهْ رَبِّي (يَا رَمَضَانْ)
يُجَاوِزْ وَيَسْمَحْ (يَا رَمَضَانْ)
Noho ny tso-dranony, ny Tompoko (ry Ramadany)
Dia manadino sy mamela ny heloka (ry Ramadany)
مُوَدَّعْ مُوَدَّعْ يَا رَمَضَانْ
وَ نَسْتَودِعُ اللهَ شَهْرَ الصِّيام
Veloma, veloma ry Ramadany
Miverena aminay mitondra famelan-keloka
إِذَا اغْيَتْ عَلَيْنَا (يَا رَمَضَانْ)
جَمِيعُ الْمَذَاهِبْ (يَا رَمَضَانْ)
Rehefa tonga sarotra ho antsika (ry Ramadany)
Ny lalana sy ny fomba rehetra (ry Ramadany)